Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : ahafatesana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Omby maty anaka: izay ahafatesan’ ny zanany itomaniany azy. [2.415 #6377, 2.558 #3436, 2.653 #2550]
Omby maty zanaka, ka izay ahafatesany itomaniany azy. [2.165 #2107] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Une vache dont le veau a péri: là où il a péri là elle le pleure. [2.165]
Vache dont le veau meurt : là où son veau meurt, là elle le pleure. [2.415 #6377] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Elle s' obstine à le pleurer sur place. [2.415 #6377] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Tsingala ambany rano, ka mitady izay hahafatesan' ny omby, hadilanana ka mitady izay Tsingala : ambany rano, mitady izay hahafatesan' ny omby ; hadilanana, mitady izay | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Insecte tsingala : dans l' eau, il cherche la mort des boeufs ; passage étroit, il est la perte des lamba qu' il déchire. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les Malgaches croyaient que le tsingala était mortel pour l'animal qui l' avalait, et on déchire son lamba dans les sentiers étroits ; ce proverbe se disait de ceux qui étaient victimes de machinations, de tromperies, de séductions. [2.415 #2470] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||