Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : akoraina | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Adin' ombalahin' ny mpianakavy: ny mahery tsy hobena, ny resy tsy akoraina. [Rajemisa 1985 #437]
Adin' ombalahin' ny mpianakavy: ny mahery tsy hobina, ny resy tsy akoraina. [Rajemisa 1985 #437] Adin' ombalahin' ny mpianakavy, ny resy tsy akoraina, ny mahery tsy hobena. [Rajemisa 1985 #780] Adin' ombilahin’ ny mpianakavy : ny mahery tsy hobena, ny resy, tsy akoraina. [Cousins 1871 #17] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Raha misy olona roa na antokon' olona roa tonta samy tiana mifaninana, izay mandresy aminy tsy tokony hoderaina mihoapampana, ary toraka izany koa, izay resy aminy tsy tokony hoesoina izaitsizy. [Rajemisa 1985 #437]
Raha mpihavana no miady eny amin' ny fitsarana, noho ny fitsimbinana ny fihavanana, dia tsy akoraina izay resy ary tsy hobena izay maharesy. [Rajemisa 1985 #780] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |