Teny iditra adin' ombalahy (ady, omby, lahy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy zava-dehibe; enti-milaza adin' ny samy ngeza eny amin' ny fitsarana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Combat de taureaux. Se disait des procès entre grands [Veyrières 1913]
Teny nalaina 

2016/10/03