Fizahan-teny

Ohabolana : amandotra

Ohabolana Valavo nitety amandotra : tsy mbola dila ny lohany ka mikiokioka. [Samson 1965 #V63]
Valavo nitety amandotra: tsy mbola dila ñy lohany koza ka mikiokioka. [Houlder 1895]
Fanazavana malagasy Voalavo nitety mandotra: tsy mbola afaky ny lohany akory ka mikiakiaka. [Houlder 1895]

Fizahan-teny