|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : ambatry

Ohabolana 1Ny voa famaky indray no mandoa efatra ambatry. [2.415 #3362]
Dikanteny frantsayCelui qui reçoit le coup de hache est condamné à payer cinq sous. [2.415 #3362]
Fanazavana frantsayDans un procès, le perdant est condamné à payer les frais. [2.415 #3362]

Ohabolana 2Tsy manan-kamidy, ka manontany, ambatry iray ka avezivezy, variraiventy ka omem-bazo. [2.558 #4525]
Tsy manan-kamidy, ka manontany ; varidimiventy, ka avezivezy. [2.415 #4409, 2.653 #3374]
Dikanteny frantsayOn n' a pas de quoi acheter et on demande le prix, on n' a que quelques centimes et on les promène partout. [2.415 #4409]
Fanazavana frantsaySe disait des vaniteux et des fanfarons. [2.415 #4409]

Fizahan-teny