Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : ambenana | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tentena nambenan’ ankoma : raha bitika be raha miambina. [Samson 1965 #T61]
Tentèña ambenan' akoma: raha bitika be raha miambina. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsintsina ambenan' akôma: zavatra kely ambenan' ny lehibe. + Akoma: bibilava goaibe. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |