Fizahan-teny

Ohabolana : ampanaovana

Ohabolana Eo am-panaovana miady varotra ny ho avo, ka nony handalotra no milaza ho saro--panina. [Rinara 1974 #1041]

Ohabolana Lany marika hoatry ny tranon-dRarija, ka tonta am-panaovana hoatry ny tranon-dRatsarahoby. [Veyrières 1913 #3802]
Dikanteny frantsay Vous vouliez quelque chose de parfait comme la maison de Rarija, et pendant que vous travailliez trop longuement, cela s' est abîmé comme la maison de Ratsarahoby. [Veyrières 1913]
Fanazavana frantsay À vouloir faire trop bien on risque de ne pas aboutir. [Veyrières 1913]

Fizahan-teny