Fizahan-teny

Ohabolana : anapahana

Ohabolana 1Ny teny : raha fohy loatra akodiadian' ny olona, raha lava loatra anapahany. [2.558 #3290]

Ohabolana 2Sadikan’ Indriantsa : ny lava nitohizana, ny fohika nanapahana. [1.147 #S3]

Fizahan-teny