Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : anoarana | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tsy hisy hanoarana, ohatra ny vikina ambany farafara. [Cousins 1871]
Tsy hita hanoarana, ohatra ny hazakazaka ambany farafara. [Rinara 1974] Tsy hita hanoharana hoatry ny vikina ambany farafara. [Veyrières 1913 #5780] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Sans comparaison, comme faire un saut sous le lit. [Veyrières 1913 #5780] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Autre sens : chose impossible. [Veyrières 1913 #5780] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |