Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : an-tendro-molotra
|
|
|
Ohabolana 1 | Ny latsaka am-po tsy hamelona, ka ny an-tendro-molotra indray no lelafina. [2.415 #4250, 2.653 #2302, 2.165, 2.558, 1.1]
|
Fanazavana malagasy | Raha misy zavatra efa nahavoa ny tena indray mandeha, tsy tokony hilalao amin' ny tahaka an' io fahitandrina fatratra. [1.1]
|
Dikanteny frantsay | Ce que vous venez d' avaler vous tuera, et vous vous léchez encore les lèvres (comme si vous en vouliez davantage). [2.165]
Le poison avalé suffit à tuer, et on lèche encore ce qu' il en reste au bout des lèvres. [2.415 #4250]
|
Fanazavana frantsay | Par exemple en ne dénonçant pas les coupables, on ajoute à sa cupabilité, ou de toute autre manière. [2.415 #4250]
Se rapporte au tanguin avalé par l'accusé. [2.165]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|