|
|
|
|

Teny iditra1  an-tendro-molotra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza filazana teny na fanaovana asa soa ety ivelany fotsiny fa tsy latsaka anaty; enti-milaza koa teny toa efa ao am-bava ao fa tsy tafavoaka
Singan-teny  4  tendro, molotra
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny an-tendro-molotra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07