Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : diamanga
|
|
|
Ohabolana 1 | Dakan' Ambohimanarina ka ny mpitan-damba avy no voa. [2.558 #972]
Diamangan’ Ambohimanarina : ny mpitan-damba avy no voa. [2.653 #830]
|
|
|
Ohabolana 2 | Diamangan-dRainisima : ny lavo mitsilany, voa vao manala vava. [2.415 #6497, 2.653 #832]
Diamangan-dRainisima : ny lavo mitsilany, voa vao miala vava. [2.558 #977]
|
Dikanteny frantsay | Coups de pied de Rainisima : celui qui tombe demande grâce, c' est une fois atteint qu' on a de bonnes paroles. [2.415 #6497]
|
Fanazavana frantsay | La lutte à coups de pied était un jeu très en usage. [2.415 #6497]
|
|
|
Ohabolana 3 | Diamangan' Ikalavola : tokana ihany fa manala nify. [2.558 #978]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|