|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : faladia

Ohabolana 1Kapila voahitsaka: mirefotra ihany fa any ambany faladia. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza olona maivan-doha mihevi-tena ho zavatra: mipentsompentsona ihany, saingy tsy asian' ny olona vidiny. [1.1]

Ohabolana 2Raha tsy ny faladia no mivadika, raha tsy Itasy no iray sotro, tsy avelako tsy ho tonga any aho ! [2.415 #4220]
Raha tsy ny faladia no mivadika, raha tsy Itasy no tonga eran' ny sotro, tsy avelako tsy ho tonga any aho! [2.558 #3674]
Dikanteny frantsayTant que ma plante des pieds ne se retournera pas, tant que le lac Itasy ne sera pas dans une cuiller, je ne laisserai pas que d' aller là-bas! [2.415 #4220]

Fizahan-teny