Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : fandrotrarana
|
|
|
Ohabolana 1 | Fandrotrarana an-tananaolo : mandimby rainy tsy satry. [2.653 #923]
Fandrotrarana an-tanàna haolo ka mandimby ray tsy satry. [1.1]
Fandrotrarana an-tanàna haolo : mandimby rainy tsy satry. [2.415]
|
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ireo olona voatery hiteny ampahibemaso na hikabary satria tsy eo intsony ireo zokiolona tokony hanao izany. [1.1]
|
Dikanteny frantsay | Chiendents dans un village abandonné : ils succèdent à leurs pères sans l' avoir désiré. [2.415]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des mauvais héritages ; se disait aussi des enfants qui héritaient trop jeunes de leurs parents. [2.415 #3172]
|
|
|
Ohabolana 2 | Mamarin-tena toy ny fandrotrarana an-kady. [2.558 #132]
Mamari-tena hoatry ny fandrotrarana an-kady. [2.415 #6232]
Mamari-tena, ohatra ny fandrotrarana an-kady. [2.653]
|
Dikanteny frantsay | Se jeter soi-même dans le précipice, comme le chiendent qui est dans fossé. [2.415 #6232]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|