|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : fiasana

Ohabolana 1Ny fahadiovana sy ny filaminana, ny fiasana sy ny fitsitsiana : izay tokantrano miorina amin' izany tsy mba ho rava. [2.415 #1213]
Dikanteny frantsayPropreté et ordre, travail et économie : un ménage qui s' appuie là-dessus tiendra bon. [2.415 #1213]

Ohabolana 2Ny iasana ankehitriny, ny niasana taloha, ny hiasana any aoriana, ny fiasana isan' andro, ny fivelomana tsy azo avela. [2.415 #3727]
Dikanteny frantsayLa raison pour laquelle on travaille actuellement, on a travaillé autrefois, on travaillera encore, on travaille journellement, c' est qu' il faut vivre. [2.415 #3727]

Fizahan-teny