|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : fihantonana

Ohabolana 1Dobo solom-pitaratra sy felatanan’ ny ory sy totohondrin’ ny osa, trano be fihantonan’ ny amponga, dadan’ ny maro. [2.974 #12]
Dikanteny frantsay(Soyez) La nappe d’eau qui fait office de miroir, la main ouverte aux indigents, le poing qui protège les faibles, la salle où l’on suspend les tambours, le père de la multitude. [2.974 #12]

Ohabolana 2Hianao no dobo solom-pitaratra, felan-tanan' ny ory sy totohondrin' ny osa, ary trano be fihantonan' ny amponga sy dadan' ny maro. [2.558]
Hianao no dobo solom-pitaratra, sy felatanan' ny ory, sy toto-hondrin' ny osa, tranobe fihantonan' ny amponga, dadan' ny maro. [2.415 #812, 2.653 #1061]
Dikanteny frantsayVous êtes le réservoir d' eau qui tient lieu de miroir, vous êtes la main des malheureux et le poing des faibles, vous êtes la grande case où le tambour est suspendu, vous êtes le père de beaucoup. [2.415 #812]
Fanazavana frantsayCes paroles se disaient des protecteurs et des bienfaiteurs. [2.415 #812]

Fizahan-teny