|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : fitaratra

Ohabolana 1Aza manaketra-tena, toy ny boka mizaha fitaratra. [2.415 #1946, 2.653 #407]
Dikanteny frantsayNe cherchez pas ce qui vous décourage, comme le lépreux qui se regarde au miroir. [2.415 #1946]
Fanazavana frantsayCe proverbe se disait aux gens qui paraissaient découragés. [2.415 #1946]

Ohabolana 2Fitaratra mazava. [2.415 #284]
Dikanteny frantsayLe souverain et les chefs qui éclaircissent et tranchent les procès, sont des miroirs lumineux. [2.415 #284]

Ohabolana 3Jamba mizaha fitaratra, ka mifampitsirika samy ratsy : ny iray mijery fa tsy mahita ary ny iray mahita fa tsy miteny. [2.558]
Jamba mizaha fitaratra, ka mifampitsirika samy ratsy : ny iray mijery fa tsy mahita, ny iray mahita fa tsy miteny. [2.653 #1210, 2.415]
Dikanteny frantsayAveugle qui regarde un miroir : ce sont deux malheureux qui sont en présence : l' un regarde et ne voit pas, l'autre voit et ne parle pas. [2.415 #2156]
Fanazavana frantsayIl faut s' entraider entre malheureux. [2.415 #2156]

Fizahan-teny