|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : hamorana

Ohabolana 1Aza manome toky an-kamorana fa manary an-katerena. [2.558]
Aza manome toky an-kamorana, ka manary an-kasarotana. [2.165 #530, 2.653 #587]
Dikanteny frantsayNe faites pas de belles promesses à quelqu' un quand tout va bien pour l' abandonner quand les difficultés surviennent. [2.165]

Ohabolana 2Manao felan-tanam-papango : tsy maka an-kamorana fa maka an-kasarotana. [2.558]
Manao felatanam-papango, ka tsy maka an-kamorana, fa maka an-kasarotana. [2.653 #1531]

Fizahan-teny