Teny iditra hamorana (mora)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mora atao: Ny hamoran' ny fanadinana no nahabe afaka ny mpianatra
Toetran' ny zavatra tsy lafo vidy: Ny hamorany no ividianako azy fa tsy dia ny hatsarany loatra akory
Toetran' ny olona malemy fanahy, moramorainy, mamindra fo: Ny hamoran' ilay reniben' Imboasalama no nahatonga ny anarany hoe Ramorabe [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20