Fizahan-teny

Ohabolana : hantsika

Ohabolana Aza manaratsy tena ohatry ny omby hantsika. [Rinara 1974 #648]
Aza manaratsy tena toa omby hantsika. [Rajemisa 1985]
Manaratsy tena ohatra ny omby hantsika. [Rinara 1974]
Fanazavana malagasy Aoka tsy ny tena ihany no hilaza ratsy sy hanambany ny tena (toy ny omby izay bilaka miditra ny tandrony). [Rajemisa 1985]

Ohabolana Midira ihany na ho bantsika aza ny vahiny. [Cousins 1871]
Midira ihany na ho hantsika aza ny vahiny. [Veyrières 1913 #4049]
Miditra ihany na ho hantsika aza ny vahiny. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Que l' étranger entre, alors même qu' il se cambrerait. [Veyrières 1913 #4049]
Fanazavana frantsay Ce proverbe disait le grand devoir de l'hospitalité. [Veyrières 1913 #4049]

Ohabolana Nahoana no manetri-tena toy ny omby hantsika? [Houlder 1895 #795]
Dikanteny frantsay Pourquoi vous abaissez-vous comme un bœuf à la croupe enfoncée? [Houlder 1895]

Fizahan-teny