Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : hondrahondra | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Ambiaty niakaram-bitsika : hondrahondrany foana, fa ny aty efa lany. [2.415 #2419]
Ambiaty niakaram-bitsika : hondrahondrany foana, fa ny tenany be efa haroka. [2.415 #2419, 2.653 #124] Ambiaty niakaram-bitsika: hondrahondrany foana ny raviny, fa ny tenany be efa haroka. [2.165] Ambiaty noladinim-bitsika, ka hondrahondrany foana fa ny tenany be efa haroka. [2.558 #19] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Arbuste ambiaty envahi par les fourmis : il lui reste encore l' écorce et les feuilles comme semblant de vie, mais il n' a plus de moelle. [2.415 #2419]
Un buisson d' "ambiaty" (arbuste) sur lequel les fourmis sont montées; les feuilles s' agitent encore, mais l' intérieur (des tiges) est creux (ou percé). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des riches ruinés qui ne changent encore rien à leur extérieur. [2.415 #2419] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||