|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : ihantonana

Ohabolana 1Ao ny tranobe nihantonan' ny amponga sy ny volombodin-trano nihantonan' ny samoina. [2.558 #332, 2.653 #271]

Ohabolana 2Tsy sasa-poana akory ny katsaka ela nihantonana fa niandry vanin-taona haniriana. [1.1]
Tsy sasa-poana tahaka ny katsaka ela nihantonana, fa miandry ny vanin-taona haniriana. [2.558 #4789]
Tsy sasa-poana, tahaka ny katsaka ela nihantonana, fa niandry vanin-taona haniriana. [2.653]
Fanazavana malagasyIlazana ny olona nahita voka-tsara amin' ny fiandrasana ela fa tsy mba maimaika nanao zavatra tsy amin' ny fotoanany. [1.1]

Fizahan-teny