Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : inenina
|
|
|
Ohabolana 1 | Hevitrevero ihany fa inenin' ny vata ny vary iray. [2.558 #1316]
Hevitrevero ihany, fa inenin’ ny vata no vary iray. [2.653]
|
|
|
Ohabolana 2 | Saino, fa intelo miondrika, inefatra mitraka ; inenin' ny vata no vary iray. [2.415 #6152]
|
Dikanteny frantsay | Réfléchissez, car il faut s' incliner trois fois, se relever quatre fois : ce sont six mesures de riz qui font une grande mesure. [2.415 #6152]
|
Fanazavana frantsay | On n' a rien sans peine et sans réflexion. [2.415 #6152]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|