|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : Ingahy

Ohabolana 1Fana-saonjon-dRangahy, ka ny miandry noana. [2.415 #1811, 2.653 #917]
Fana-saonjon' Ingahy ka ny miandry noana. [2.558 #1091]
Dikanteny frantsayFaire chauffer des tubercules de gouet à la manière des vieux : ceux qui attendent finissent par être las d' attendre. [2.415 #1811]
Fanazavana frantsayLes vieux ne savent plus faire un bon feu ni l'entretenir ; ce proverbe se disait de la lenteur, des longues attentes. [2.415 #1811]

Ohabolana 2Ingahy banga nihinana atodiakoho : ny filemodemoky ny vavany leoko ihany, fa ny fifalihavanjan' ny lelany no tsy tantiko. [2.558 #1437]
Ingahy banga nihinana atodiakoho : ny filemodemoky ny vavany leoko ihany, fa ny fifalihavanjan' ny lelany no tsy tohako. [2.415 #1816, 2.653]
Dikanteny frantsayVieillard édenté qui mange des oeufs : quand sa bouche se serre, je peux encore me tenir de rire ; mais quand sa langue frétille, je ne peux plus. [2.415]
Fanazavana frantsaySe disait, en manière de plaisanterie, des vieux qui n' ont plus de dents. [2.415 #1816]

Ohabolana 3Izay hendry no atao Rangahy. [2.165]
Izay hendry no atao Ingahy. [2.415 #1817, 2.653 #1179]
Dikanteny frantsayL' âge ne suffit pas à imposer la vénération, il faut la sagesse. [2.415 #1817]
Ce sont les sages qu' on respecte. [2.165 #1935]
Fanazavana frantsayCe proverbe servait à faire des admonestations : les insensés ont beau être âgés, ils ne sont pas gens vénérables. [2.415 #1817]

Fizahan-teny