Fizahan-teny

Ohabolana : itaterana

Ohabolana 1Sahala heloka ihany ireo; fa ny iray harona nialozana, ary ny iray sobiky nitaterana. [2.653]
Sahala heloka ihany ireo: fa ny iray harona nilaozana, ary ny iray sobiky nitaterana. [2.165 #1079]
Sahala ihany raha harona nialozana sy sobiky nitaterana. [2.558]
Dikanteny frantsayTous deux sont également coupables: car l' un est le panier dans lequel on l' a mis, et l' autre est la corbeille dans laquelle on l' a transporté. [2.165]

Fizahan-teny