Fizahan-teny

Ohabolana : kitsangana

Ohabolana 1Kitsangana sy avoko ka tanety no iraisana. [2.558 #1657]
Kitsangana sy avoko: tanety no iraisana. [2.653 #1274, 1.1]
Fanazavana malagasyMisy olona samy hafa be na ny toetrany na ny fihetsiny nefa mazàna hita miara-mitoetra eny. [1.1]

Fizahan-teny