Teny iditra kitsangana (tsangana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry misy vodiny azo hanina ary maniry an-tampon-tanety toy ny avoko saingy ny bika sy ny tsirony samy hafa (Pycnoncuron junciforme) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Pycnoncuron junciforme
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31