Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : kobaka | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza manao kobaka am-bava sy volana Kobaka am-bava sy volana Kobaka am-bava sy volana Kobaka am-bava, volana an-tenda: hatreo no ho miakatra. [2.653 #1279] Kobaka am-bava, volana | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Agitation de paroles, paroles jusqu' au gosier : ça ne monte que jusque-là. [2.415 #4920]
N' usez pas de paroles flatteuses et de belles promesses qui n' engagent à rien. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | En disant ce proverbe on faisait le geste indiquant la hauteur du gosier ; se disait des flatteries et bonnes paroles sans exécution. [2.415 #4920] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Mandany zara ny sasany ka manao kobaka am-bava. [2.558 #2053] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||