Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mahalà
|
|
|
Ohabolana 1 | An-drano tsy mahalà ny setroka. [1.147]
|
|
|
Ohabolana 2 | Bevohoka tsy mahatelin’ anaka, samy an-drano tsy mahalà ny lentina. [1.147]
|
|
|
Ohabolana 3 | Raha tsy mahalà izay teny tsy mety, tsy mba lehilahy. [2.653, 2.165]
|
Dikanteny frantsay | Vous n' êtes pas un homme si vous ne savez pas dire non à une mauvaise parole. [2.165]
|
|
|
Ohabolana 4 | Tsy misy mahalà izay tiany hatao. [1.10]
|
Fanazavana malagasy | Tononkira protestanta milaza ny fahefan' Andriamanitra sy ny heriny io, nefa ovan' ny olona sasany tsy mihevitra hoe "tsy misy mahalala". [1.10]
|
|
|
Ohabolana 5 | Tsy misy vongan-tany mahery noho ny vato, na hazo mahalà rivotra. [2.653, 2.165]
|
Dikanteny frantsay | Il n' y pas de motte de terre plus dure qu' une pierre, ni d' arbre qui puisse résister au vent. [2.165]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|