Fizahan-teny

Ohabolana : mampahory

Ohabolana Ny zaza hendry mahafaly ny rainy, ny zaza adala mampahory ny reniny. [Veyrières 1913 #990]
Dikanteny frantsay L'enfant sage fait la joie de son père, l' enfant insensé fait la désolation de sa mère. [Veyrières 1913 #990]

Fizahan-teny