Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : manenitra
|
|
|
Ohabolana 1 | Hianao, ry papango didimaso, mahaiza mizaha tena vao manenitra ny olona. [2.415 #4865]
|
Dikanteny frantsay | Regardez vos défauts avant de dénigrer les autres. [2.415 #4865]
|
Fanazavana frantsay | Papangue, oiseau aux yeux chassieux, regarde-toi bien avant de te moquer des autres. [2.415 #4865]
|
|
|
Ohabolana 2 | Kapakapa vorombe sima : jereo aloha ny tena vao manenitra olona. [2.558 #1597]
Kapakapa, vorombe sima ; mba mijere tena vao manenitra olona. [2.415 #4867, 2.974 #445]
Kapakapa vorombe sima, mijere tena vao manenitra ny sasany. [1.1]
|
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ireo olona masiaka sy tia tena, nefa mpanenitra ny hafa. [1.1]
|
Dikanteny frantsay | Oie au bec échancré, toute balafrée, regarde-toi toi-même avant de te moquer des autres. [2.415 #4867]
Taisez-vous, oie à bec fendu : regardez-vous vous-même avant de vous moquer des autres. [2.974 #445]
|
Fanazavana frantsay | Paroles de mépris qui ne se disaient qu' aux enfants. [2.415 #4867]
|
|
|
Ohabolana 3 | Voron-tsaporetika, papango didimaso : jereo aloha ny tena vao manenitra ny hafa. [2.558 #5048]
Voron-tsaporetika, papango didimaso, ka jereo aloha ny tena vao manenitra ny sasany. [2.165 #2049]
|
Dikanteny frantsay | Des oiseaux qui s' éparpillent, un papangue (oiseau de proie) aux yeux chassieux: examinez-vous vous-même avant de railler les autres. [2.165]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|