|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : manoa

Ohabolana 1Loha vaingo tsy manoa randrana. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza olona miavonavona tsy mety milefitra. [1.1]
Dikanteny frantsayTête diforme qui ne se laisse pas tresser les cheveux. [1.3]
Fanazavana frantsayCaractère orgueilleux qui ne plie pas. [1.3]

Ohabolana 2Zoky toavina tsy andriana, zandry manoa tsy andevo ; fa ifanoavana no mahamasina ny manjaka. [2.415 #1170]
Dikanteny frantsayL' aîné qu'on honore n' est pas un seigneur, le cadet qui l' honore n' est pas un esclave ; mais cet honneur réciproque des frères rejaillit sur le souverain et l' honore. [2.415 #1170]
Fanazavana frantsaySens général : il faut se respecter mutuellement. [2.415 #1170]

Fizahan-teny