| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : mietaketaka
|
|
|
| Ohabolana 1 | Aketalahy an-tsaro-drivotra : fongotra vao mietaketaka. [2.653 #41, 2.558]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Aza mietaketaka toy ny akoho kely vidin-drindra. [2.165 #837]
Aza mietaketaka toy ny akoholahy vidin-drindra. [2.558 #736]
Aza mietaketaka, toy ny akoho vidin-ketsa. [2.653 #654]
Mietaketaka ohatra ny akohokely vidin-drindra. [2.558]
|
| Dikanteny frantsay | Ne soyez pas arrogant comme un poulet qu' on vend pour quelques joncs. [2.165 #837]
|
|
|
| Ohabolana 3 | Mietaketaka foana ny aketa, mirisarisa foana ny adrisa, fa tsy enina anay mitratraingo. [1.1]
|
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa tsy ny fisehoana ety ivelany akory no azo ilazana olona fa hahomby. [1.1]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|