Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mifandray
|
|
|
Ohabolana 1 | Aza manao volo ngita mifandray tendro. [2.558 #640, 2.165]
Manao volo ngita mifandray tendro. [2.558 #2025, 1.1]
Tsy mety raha manao volo ngita mifandray tendro. [2.653 #3446]
Tsy mety raha manao volo ngita mifandray tendro, homba ny ratsy. [2.558 #4626]
|
Fanazavana malagasy | Entina milaza olona miray tetika hanao ratsy. [1.1]
|
Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme les cheveux crépus qui s' entrelacent par le haut. S' unir pour le mal. [2.165]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|