Fizahan-teny

Ohabolana : miketriketrika

Ohabolana 1Mitsaha-ketrika ohatra ny vary sosoa voatampo-drano. [1.1]
Mitsaha-miketriketrika tahaka ny sosoa voatampo-drano. [2.558 #2490]
Fanazavana malagasyEnti-milaza olona na zavatra nanajanona ny asany na nijanona tampoka fa nisy nanakivy na nanao hasomparana. [1.1]

Fizahan-teny