|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : misafo

Ohabolana 1Ataovy fihavanam-bava sy tanana: koa raha marary ny tanana, dia mitsoka ny vava, ary marary ny vava dia misafo ny tanana. [2.165]
Ataovy fihavanam-bava sy tanana : raha marary ny tanana, dia mitsoka ny vava; ary raha marary ny vava, dia misafo ny tanana. [2.653 #304, 2.415]
Fihavanam-bava sy tanana : raha marary ny tanana, mitsoka ny vava ; ary raha marary ny vava, misafo ny tanana. [2.974]
Dikanteny frantsayImitez l' union de la bouche et de la main : si la main est malade, la bouche souffle dessus, et si la bouche est malade, la main la caresse. [2.415 #5165]
Que vos rapports d'amitié soient comme les rapports de la bouche et de la main: quand la main a mal, la bouche souffle dessus; et quand la bouche a mal, c' est la main qui la frotte. [2.165]
S’aimer comme la bouche et la main : si la main souffre, la bouche souffle dessus ; et si la bouche a mal, c’est la main qui la panse. [2.974 #6]
Fanazavana frantsaySe disait de l'accord et du secours mutuel. [2.415 #5165]

Ohabolana 2Ilazany ny ampitsolava, ka misafo rano matetika. [2.415 #4196]
Dikanteny frantsayOn lui dit toujours à demain, et il se lave souvent pour se bien présenter. [2.415 #4196]
Fanazavana frantsaySe disait des gens qui sont toujours trompés. [2.415 #4196]

Fizahan-teny