|
|
|
|

Teny iditra1  ataovy
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atao [Fitanisana]
Ohatra  3  [2.472] ataovy izay hahavitana ny hatao.
4  [1.1] ataovy ny raharahanao fa aza be resaka eo
Fototeny  5  tao
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny ataovy io

Fivaditsoratra  7  ataovy, atoavi, atoavy, iavota, itaova, voaaty, voaita

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19