Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : misalahy
|
|
|
Ohabolana 1 | Izay ory misalahy matesa, hoy ny andriana. [2.415 #3202]
|
Dikanteny frantsay | Malheur à ceux qui ne veulent pas entendre parler d' un partage égal, dit le souverain. [2.415 #3202]
|
Fanazavana frantsay | Se disait à ceux qui réclament des privilèges dans le partage. [2.415 #3202]
|
|
|
|
Ohabolana : misalahy
|
|
|
Ohabolana 1 | Ny lehibe entin-ditra, ny kely entin-kiry. [2.165 #413, 2.415 #6375]
Ny lehibe entin-kiry, ny kely entin-ditra, ka miara-misalahy ama-nenina. [2.558 #3079]
|
Dikanteny frantsay | L' entêtement entraîne les grands, l' obstination emporte les petits. [2.415 #6375]
Les grands sont emportés par leur entêtement, et les petits par leur obstination. [2.165]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|