Teny iditra lalitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Bibikely misy elany roa fatra-pipetrapetraka eny rehetra eny ka mitondra loto amin' ny tongony na ny faraingom-bava fitsentsefany, ary izany no mahatonga azy ho mpamindra aretina tsy anerany
¶ Matimatim-pitia toa lalitra ka mitsoboka alohan' ny sotro: enti-milaza izay maimay hanao zavatra ka tsy mahalala izay hahafaty azy akory [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a fly [Mal. lalat; amboyna lali] [Richardson 1885]
 a housefly [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mouche [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay mouche, drosophile [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra lalitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran-karatra filalaovana iray izay misy sari-na kodiadiamborona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy clubs at cards [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay trèfle au jeu de cartes [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra elatra
Mpanahaka  joro ~ samamena ~ tangontsotrobe
  karatra
Sary 

2017/06/29