|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mpamono

Ohabolana 1Mahery an-drano, tahaka ny mpamono vady. [2.653 #1416]
Mahery an-trano hoatry ny lehilahy mpamono vady. [2.415]
Mahery an-trano ohatra ny mpamono vady. [2.558]
Mahery an-trano tahaky ny mpamono vady. [2.415]
Dikanteny frantsayDur et cruel envers les siens comme un mari qui bat sa femme. [2.415 #1289]
Fanazavana frantsaySens général : dur envers les siens et timide envers les autres. [2.415 #1289]

Ohabolana 2Tana-mpamono, mpanambitamby ; vava mpitezitra, mpamalifaly. [2.415 #6438, 2.558 #260, 2.653 #2996]
Tanana mpamono mpanambitamby; vava mpitezitra mpamalifaly. [2.165]
Dikanteny frantsayLa main habituée à frapper fait aussi des caresses; la bouche qui peut être en colère sait aussi rendre joyeux. [2.165]
La main qui a frappé caresse, la bouche qui s' est mise en colère console. [2.415 #6438]
Fanazavana frantsayLes parents et les chefs doivent punir les fautes, mais aussi récompenser. [2.415 #6438]

Ohabolana 3Vary ratsy : mpamono reny, reny jejo : mambotry anaka. [2.558 #4880]

Fizahan-teny