Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mpanaka | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Izaho mpisaka indray ve no hivarotana orana? [2.558]
Izaho mpisaka no ivarotana orana. [1.1 #850, 2.165 #1188, 2.415 #4383, 2.653 #1161] Samby mpanaka tsy fañome Samy mpanàka tsy fanome Samy mpisaka, ka hifampivarotra orana ! [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa tsy tokony hametsifetsy na hanambaka olona fetsifetsy noho ny tena. [1.1 #850]
Samy mpisaka ka tsy mifanome oran-dahy. [2.165 #207.75] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce sont pêcheurs d' écrevisses, et ils s' en vendraient réciproquement ! [2.415]
Est-ce à moi, pêcheur d' écrevisses, que vous voudriez en vendre? [2.165] Je suis pêcheur d'écrevisses: si vous voulez m' en vendre, vous ne sauriez me tromper. [2.415 #4383] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas porter de l'eau à la rivière. Adressez vous ailleurs! [2.165]
Je ne suis pas dupe. [2.415 #4383] Se disait de deux rusés ; ou bien un rusé le disait à un autre. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mpanàka | |||||||||||||||||||||