Fizahan-teny

Ohabolana : mpitery

Ohabolana 1Mpitery mahita ny tohany, ary mpandrohy mahita ny traingony. [2.165 #2290, 2.558 #2626]

Ohabolana 2Ombilahy ka jokoin' ny vositra; mpitery ka ambakain' ny saraka. [2.165 #2151]
Ombilahy ka no jokoin' ny vositra, mpitery ka no ambakain' ny saraka. [2.558 #3407]
Dikanteny frantsayUn taureau surpris par un bœuf (coupé); celui qui trait la (vache) trompé par le veau. [2.165]
Fanazavana frantsayUn fort surpris ou trompé par un faible. [2.165]

Fizahan-teny