Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : nanja | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Bararatan' i Nanja : raha tsy pararetin' ny mamba dia pararetin' ny voay. [2.558 #848]
Bararatan' Inanja : raha tsy pararetin' ny mamba, pararetin' ny voay. [2.415 #709, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Roseaux de Nanja : s' ils ne sont pas agités par les crocodiles, ils le sont par les caïmans. [2.415 #709] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le peuple est exploité tantôt par un chef et tantôt par un autre. [2.415 #709] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||