Teny iditra voay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karaza-mamba, saingy kelikely kokoa, na dia masiaka izaitsizy ihany koa aza; azo anaovana poketra na kiraro ny hodiny (hodiboay) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Crocodile (an Indonesian word) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Crocodile [1.54]
 Crocodile (mot indonésien) [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ mamba ~ trimo ~ vily ~ voae
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana 
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31