Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : olom-bodo | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Andriamatoa erý am-pasam-bato, Andriamatoa Andriamahandrimanana: aza misorona olona adala, na manarana olom-bodo. [2.653 #209, 2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Andriamatoa qui reposez dans votre tombeau de pierre, Andriamatoa surnommé le noble qui garde bien ce qu' il possède, écoutez : il ne faut pas avoir trop de condescendance pour les sots, ni satisfaire les caprices d' une personne sans expérience. [2.415 #6494] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe faisait allusion à une légende. [2.415 #6494] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Izay tsy miady koa dia olom-bodo, ary izay to fo kosa dia mamosavy. [2.415 #149]
Izay tsy miady, olom-bodo, fa izay to-fo mamosavy. [2.558 #1525] Izay tsy miady olom-bodo; fa izay to fo mpamosavy. [2.165 #348, 1.1] Izay tsy miady olom-bodo; izay to fo mamosavy. [2.653 #1206] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa tsy misy tsy miady afa-tsy ny zaza tsy manan-tsaina, fa rehefa vita ny fifanazavana, olondratsy (mpamosavy) izay mbola mitahiry hatezerana na manao an-dolompo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui ne veut pas se battre est un nigaud; mais celui qui ne démord de rien est un sorcier. [2.165]
Il y a des gens qui ne se battent pas et n' ont pas de rancune, ce sont des enfants ; mais il y a des gens qui gardent tout dans leur coeur et ont de la rancune, ce sont les sorciers. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe dit la méchanceté des sorciers. [2.415 #149] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||