|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : potsirina

Ohabolana 1Hady vomangan' Ikarijavola, ka ny voamasony no potsiriny. [2.165]
Hady vomangan' Ikirijavola ka ny voamasony no potsirina. [2.558 #1235, 1.1]
Hady vomangan' Ikirijavola : ny voamasony ihany no potsirina. [2.415 #6223, 2.653]
Fanazavana malagasyMidinika na miresaka momba ny raharaha iray, ka manao izany avy hatrany tsy misy fiolakolahana. [1.1]
Dikanteny frantsayIkarijavola arrachant des patates, elle ne donne des coups de bêche que là où il y en a. [2.165]
Ikirijavola arrache les patates à coups de bêche : il n' y a que les yeux qui soient crevés. [2.415 #6223]
Fanazavana frantsayAu lieu de retourner le champ régulièrement, Kirijavola arrache les patates une par une, celles qu' il voit sortir de terre. Ce proverbe se disait de ceux qui ne pensent qu' au bien présent ; autre sens : dire ce qu' il faut dire, sans ajouter d' autres paroles. [2.415 #6223]

Fizahan-teny