|
|
|
|

Teny iditra1  vomanga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavamaniry mandady fihinana ny raviny sy ny vodiny
Maro karazana ny vomanga dia ny: vomangafaladiangisa, vomangahoda, vomangamasombika, vomangambato, vomangamena, vomangamenaty, vomangaringitra, vomangasidina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] sweet potatoes
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] patate
6  [1.196] (de vo : tubercule ; et manga : bien coloré, beau). Nom habituel de la Patate douce : Ipomoea batatas (L.) Lam.(Convolvulaceae). [Merina]
Ohatra  7  [2.587#] Gaga ny angady sy ny harona fa tsy nisy vodiny ny vomanga
8  [2.69#228] Koa raha manao vomanga matim-panala hianao, dia mba manao tsaramaso matin-drivotra aho
Voambolana  9  Haizavamaniry: anana
Mpanahaka  10  bageda, batata, bele, bokala, kimoky, kirangomena, mbizo
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny vomanga io
Sary 
28 

Fivaditsoratra  29  avangom, avongam, vangoam, vomanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02