Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : sahiratsy | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza misehaseha tsy mahay sahiratsy. [2.653 #638] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Nahoana no dia sahisahy tsy mahay sahiratsy ? [2.558]
Nahoana no sahisahy tsy mahay sahiratsy? [2.165] Nahoana no sahisahy tsy mahay sahiratsy ? Nahoana no valavala tsy mahay Nahoana no sahisahy tsy mahay sahiratsy ? nahoana no valavala tsy mahay valam-parihy ? [2.415 #6248] Nahoana no valavala tsy mahay Sahisahy tsy mahay sahiratsy ; valavala tsy mahay valam-parihy. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Audacieux qui ne sait pas faire une pelle en bois ; dégourdi qui ne sait pas faire les bordures en terre des rizières pour y maintenir l' eau. [2.415 #6248]
Pourquoi être hardi alors qu' on ne sait pas même manier une pelle de bois? [2.165 #901] Pourquoi faire le fanfaron quand on n' est même pas capable d' élever une petite digue. [2.415 #6014] Pourquoi faire l' important quand on ne sait pas même élever une petite digue? [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Jeu de mots sur "sahisahy" et "sahiratsy" . [2.165]
Jeu de mots sur "valavala" et "valam-bary". [2.165, 2.415] Proverbe fait de jeux de mots : sahisahy et sahiratsy ; valavala et valam-parihy. [2.415 #6248] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||