Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : saingona
|
|
|
Ohabolana 1 | Matavy anarana, fa mahia tena hoatry ny saingona. [2.415 #1654]
Matavy anarana, famahiatena, ohatra ny saingona. [2.653]
Matavy anarana ohatra ny saingona. [2.558]
Tahaka ny saingona : matavy anarana, fa mahia tena. [2.653 #2963]
|
Dikanteny frantsay | Gros de nom et maigre de corps comme l' herbe qu' on nomme saingona. [2.415 #1654]
|
Fanazavana frantsay | Le même mot qui signifie gros, est le nom d' une herbe longue servant à couvrir le faîtage des maisons. [2.415 #1654]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|