|
|
|
|

Teny iditra 1  matavy
Fototeny  2 tavy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza zavatra be menaka: Hena matavy
5 Enti-milaza olona na biby be jabora, be menka, botrefona: Misanehakany olona matavy rehefa miaka-piakarana [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpanahaka  10  amboamboakely, 11  bada, 12  bekibo, 13  beroroha, 14  betraotraoka, 15  bebaka, 16  bodofotra, 17  bolangina, 18  boresaresa, 19  botabota, 20  botanaka, 21  botitaka, 22  botrabotra, 23  botrefona, 24  daboka, 25  dofotra, 26  dokadoka, 27  donga, 28  dongadonga, 29  fatrofatro, 30  hivokivoka, 31  madonda, 32  mianakanaka, 33  mibonabona, 34  midibadiba, 35  minendonendo, 36  mitsinatsinaka, 37  monamona, 38  montamonta, 39  refo, 40  saingona, 41  tetemenaka, 42  tretrohina, 43  vaventy, 44  vondraka, 45  vongavonga
Fikambanana  46  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 11 misy io teny io
Ohabolana  47  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  matavy, 48 mitava

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07